Tsy hay ny tsy hisaotra ny tsirairay noho ny fahatanterahan’ny fotoana omaly!
Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika
Misaotra anareo ankizy rehetra nanatontosa ny fotoana
Misaotra betsaka indrindra ny ray amand-reny tamin’ny fitondràna ireo goûter marobe! 😉
Dia mirary antsika rehetra hotahiana sy ho eo ambany fahasoavan’Andriamantitra hatrany!
Ny mpikarakara rehetra
Notre Père qui es aux cieuxQue ta volonté soit faite sur la terre comme au ciel…
Posted by Ag Enda on Montag, 4. Dezember 2017