« Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina. » Salamo 133
« Voici, oh! qu’il est agréable, qu’il est doux Pour des frères de demeurer ensemble! » Psaume 133
Manasa antsika hanotrona ny zanantsika @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny sampana « Sekoly Alahady» [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 5 Jona 2016, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].
Amin’io fotoana io koa no itondrantsika am-bavaka ny asan’ireo mpanabe sy mpampianatra ary mpikolokolo aram-panahy ireo zanantsika.
Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.
Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.
Venez nombreux entourer et découvrir ce que les jeunes du culte de l’enfance ont préparé, ce dimanche 05 juin 2016 @ 15h à la paroisse de la Servette.
Pendant ce culte nous présenterons l’équipe de monitrices qui se sont engagés et prier ensemble pour leurs ministères.
Nous espérons vous revoir à cette occasion.
Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!
Contact: comite@fkmsm.ch
web: ankizy.fkmsm.ch