« Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy;
fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra. »
Matio 19:14
Manasa antsika hiaraka hidera an’Andriamanitra @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny sampana
« Sekoly Alahady» eto @ [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] ,
ny Alahady 20 Novambra 2016, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny Temple d’Ecublens, Place de Motty, 1024 Ecublens.
Angahatana ireo ankizy manomana fampisehoana Noely sy ny fotoam-pivavahana ho tonga amin’ny 2 ora.
Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.
Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.
Fifandraisana: seraweb[@]fkmsm.ch
« Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi;
car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent »
Matthieu 19,14
Vous êtes chaleureusement invités au culte des enfants qui aura lieu au temple d’Ecublens le dimanche 20 novembre 2016 à 15h.
Tous les enfants qui préparent le culte et le spectacle de Noël avec les enfants sont priés de venir à 14h.
Nous espérons vous revoir à cette occasion.
Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!